|
|
|
|

Teny iditra tsahivo (tsiahy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsahivina [Fitanisana]
  [1]
Ohatra 
1Tsahivo ilay teniko taminao [1.1]
2Tsahivo mandrakariva ny fanekeny, ny teny nataony ho an'ny taranaka arivo mandimby. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/13