|
|
|
|

Teny iditra tsakatsaka
Sokajin-teny anarana
 Fandehanana miditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23