| Teny iditra | mitsakatsaka (tsakatsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra Miriorio etsy sy eroa [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsakatsakà (tsakatsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsakatsaka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|