|
|
|
|

Teny iditra tsanganana (tsangana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Bikana
Bika. Hevitra itarina: Bikan' olona mijoro lava [1.1]
 De belle taille, de belle forme; se dit des hommes, des animaux, des maisons [1.3]
 Tableau, colonne [1.5, 1.13]
 Constitution [1.5]
 Montant. [Voambolana: ] [1.13]
Ohatra Tamin' io fotoana niresahany tamiko io, tsy dia lava tsanganana I Feno, saingy fonetana. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/05