|
|
|
|

Teny iditra tsangan-kevitra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsangana, hevitra
 Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
 Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
 Idéologie [1.5]
 Doctrine [1.13]
Voambolana 
Ohatra Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09