|
|
|
|

Teny iditra tsapa
Sokajin-teny anarana
 Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra
Famangiana fahoriana
Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1]
Ohatra Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [2.470]
Sampanteny 

Teny iditra tsapa
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Jono hazandrano amin'ny tanana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/03