| Teny iditra | mitsapa (tsapa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [1.1] | |||||||||
| [Taisaka] Manjono amin'ny tanana [1.78] | |||||||||
| To touch, to feel of; to console [1.7] | |||||||||
| Toucher; palper; consoler [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsapà (tsapa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsapa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|