|
|
|
|

Teny iditra tsara lahy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsara, lahy
  [1.1]
Ohatra 
1Hevero tsara lahy izay hanaovana anay [2.298]
2Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
3Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19