|
|
|
|

Teny iditra tseky
Sokajin-teny mpampiankin-teny [Fitanisana]
Tovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
  [Tambahoaka] aloha [1.78]
Ohatra Laha fa avy ao Andranonjaza ny volamena, mieñy tseky. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27