| Teny iditra | androna | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| famaky [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | androña | |
| Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
| Tovy hevitra ara-paritany | aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky | |
| [Taisaka] Eo anoloana, eo aloha [1.78] | ||
| [Taisaka] Au devant de [1.82] | ||
| Teny iditra | Androna | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| [Tankarana] Région de Mandritsara = Ankay. [1.19] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |
|