| Teny iditra | tsiarivoarivo (arivo) | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Mille par mille [1.3] | ||
| Ohatra | Dia nitsangana teo anilan' ny vavahady ny mpanjaka nandritry ny nivoahan' ny vahoaka voazara ho tsizatozato sy tsiarivoarivo.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/07/17 |
|