|
|
|
|

Teny iditra tsidimidimy (dimy)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Mandeha isan-tokony dimy avy [1.1]
 Cinq à cinq [3.1]
Ohatra Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona. [1.357]

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/18