| Teny iditra | tsifolofolo (folo) | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny [1.1] | ||
| Dix à dix [3.1] | ||
| Ohatra | Nangalana ny ankilany sy andaniny, Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany [2.576] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|