| Teny iditra | tsihy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity) Karazan-tsihy: tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokan-dambana, tsihy vitrana [1.1] | |||||
| A mat made of rushes or palm fronds [1.7] | |||||
| Natte de jonc [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/07/26 |
|