|
|
|
|

Teny iditra tsihy hisatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsihy, hisatra
 Tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18