|
|
|
|

Teny iditra tsikirity
Sokajin-teny anarana
 Voronkely mitovitovy bika amin' ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia fotsiny, nahatonga ilay ohabolana hoe: "Tsikirity momba fody: tsy tompon-dia fa mpanaraka [1.1]
 The weaver-finch [1.7]
 Le bouvreuil nain. Spermestes nana, Pucheron [1.3]
 Bouvreuil nain [1.54]
 Petit oiseau, le bouvreuil nain [1.8]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Spermestes nana
Ohatra Indreny ny fitatra liana ady, ny fody mpisodisody, ny tsikirity mpisitisity fa samy niantsa ny kalony avy, hitory ny hamamin' ny miaina. [2.5]
Lahatsoratra 

Teny iditra tsikirity
Sokajin-teny anarana
 Zavamaniry mandadina fihinan-dravina ( Mussaenda arcuata) [1.1]
 Petite liane dont on mange les feuilles. Mussaenda arcuta, Lam. [1.3]
  [Bara, Betsileo, Merina] (de tsi : négation ; et kirity : celui qui est raide ; allusion aux branches flexibles de cet arbuste). Mussaenda arcuata Lam. ex. Poir. (Rubiaceae). Les bourgeons et jeunes pousses étaient utilisés comme légume. Ils sont riches en lysine, acide aminé qui fait souvent défaut dans la ration malgache. D'après Descheemaeker, on fait dans le Betsileo une décoction de cette espèce comme contrepoison. Le fruit est comestible et s'appelle voamahagegy. Voir aussi vahindaingo, voandaingo, etc. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Mussaenda arcuata
Ohatra tsikirity iray ala
vonin-tseva iray lohasaha
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30