|
|
|
|

Teny iditra tsindranolahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tsindrano, lahy
 Le mâle tsindrano [1.3]
Voambolana 

Teny iditra Tsindranolahy
Sokajin-teny anaram-poko
Singan-teny tsindrano, lahy
 Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany [1.1]
 Nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Voambolana 
Ohatra Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [2.48]
Tovy hevitra tsindrano
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20