| Teny iditra | tsindriana (tsindry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23 |
|