| Teny iditra | tsinjaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsambikimbikina Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto [1.1] | ||
| Dancing, esp. by jumping about [1.7] | ||
| Danse, gambade [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/02 |
|