|
|
|
|

Teny iditra mitsinjaka (tsinjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandihy mitsambikimbikina, mihinjakinjaka [1.1]
 To dance by jumping about [1.7]
 Danser en sautillant [1.8]
Ohatra Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsinjaka
Ny lasa : nitsinjaka
Ny hoavy : hitsinjaka
Filaza mandidy : mitsinjaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20