| Teny iditra | tsioka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [1.1] | ||
| Souffle. [1.13] | ||
| Ohatra | tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano...
[2.583] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|