| Teny iditra | tsipilavaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | tsipy, lavaka | |
| Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka.
[2.332] | |
| Tovy hevitra | antsipilavaka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|