| Teny iditra | tsitsy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tsitsy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/26 |
|