| Teny iditra | mitsitsy (tsitsy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy [1.1] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsitsy | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] mivimbina [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06 |
|