|
|
|
|

Teny iditra tsivakivolo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tsy, vaky, volo
 Jereo tsy vaky volo [3.1]
Ohatra 
1hampiray an' Imerina tsivakivolo. [2.113]
2Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo. [2.503]
3ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa. [2.113]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14