| Teny iditra | tsivetraka (vetraka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | vetraka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/05/29 |
|