|
|
|
|

Teny iditra vetraka
Sokajin-teny anarana
 Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra
Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra tsivetraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17