| Teny iditra | tsivohibohitra (vohitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Sarin-tanàna ataon' ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana... ataon' ny ankizilahy [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|