|
|
|
|

Teny iditra tsontsa
Sokajin-teny mpamaritra
 Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1]
 Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3]
Ohatra 
1Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69]
2Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11