|
|
|
|

Teny iditra tsontsori-mamba
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsontsorika, mamba
 Fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17