|
|
|
|

Teny iditra mamba
Sokajin-teny anarana
  [Tandroy] Voay ngeza [1.78]
 Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [1.1]
 A crocodile (a Bantu word) [1.7]
 Crocodile (mot bantou) [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [2.5]
2mikaretsaka ny mamba tsy mahita [2.131]
Tovy hevitra fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ trimo ~ vily ~ voae ~ voay
Teny nalaina 
Sary 

Teny iditra mamba
Sokajin-teny anarana
 Olona goavambe
Olona be tenda, be kibo [1.1]
 Se disait des colosses et des goinfres [2.415]

Teny iditra Mamba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Affluent de l' Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14