|
|
|
|

Teny iditra tsy akory
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, akory
 Fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
Ohatra Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]

Teny iditra tsy ... akory
Sokajin-teny kambanteny
 Tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
 Not at all, by no means, on no account [1.2]
 Pas du tout [1.8]
 Ne ... guère [1.5]
Ohatra 
1tsy misy iraisany akory. [2.285]
2Hay tsy matory akory ise! [2.499]
3Tsy tahotra akory fa toetra. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23