|
|
|
|

Teny iditra tsy azo tenenina
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, azo, tenenina
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: maditra
Ohatra fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/23