| Teny iditra | tsy hita poka | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, hita, poka | |
| Very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1] | ||
| Ohatra | Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka?
[2.499] | |
| Tovy hevitra | tsy hita popoka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|