| Teny iditra | tsy hita popòka | ||||
| Sokajin-teny | kambanteny | ||||
| Singan-teny | tsy, hita, popoka | ||||
| Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1] | |||||
| Incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | tsy hita paipaika ~ tsy hita poka ~ tsy hita veroka | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|