|
|
|
|

Teny iditra tsymandoa > Tsimandoa
Sokajin-teny anaram-poko
 Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
 [ tsy mandoa ] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415]
Voambolana 
Ohatra 
1Ary Tsimandoa tononina ankehitriny. [2.48]
2Mafy ihany izany fanompoan' ny Tsimandoa izany, hoy izy. [2.643]
3Tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [2.117]
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra