| Teny iditra | tsy maro | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, maro | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: vitsy | |
| Ohatra | Nisy ihany moa, na tsy maro aza, ny Vazaha nandray anjara tamin' ny ady teto Madagasikara, indrindra fany teknisiana.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11 |
|