| Teny iditra | tsy matanjaka | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, matanjaka | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: farary ~ malemy | |
| Ohatra | Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, Nefa manangona ny haniny amin'ny fahavaratra izy;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11 |
|