|
|
|
|

Teny iditra tsy maty manota
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, maty, manota
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: maditra
Ohatra 
1Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. [1.38]
2Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11