|
|
|
|

Teny iditra tsy mifaditrovana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, faditra, ovana
 Injuste, cruel, sans pitié [1.3]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: masiaka
Ohatra 
1Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324]
2Olona tsy mifaditrovana! [2.472]
3Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11