| Teny iditra | tsy miraika | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, miraika | |
| To be unperturbed, to be unimpressed [1.7] | ||
| Ne pas s'émouvoir, ne pas réagir [1.1] | ||
| Ohatra | Aza matahotra foana anefa hianao, fa raha misy mikasika anao, raha tsy ny aiko no lasa, na dia hisy ra hakitrokely aza, tsy miraika aho.
[2.324] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |
|