|
|
|
|

Teny iditra tsy misy vato mifanongoa
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, misy, vato, mifanongoa
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: rava
Ohatra Ny lapan' ny mpanjaka dia efa rava avokoa, ka tsy misy vato mifanongoa tavela hilaza ny niorenany; [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/28