| Teny iditra | tsy mitsaha-tsy feno | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, mitsahatra, feno | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: ikirizana | |
| Ohatra | raha efa santarana amy ny, dia tsy maintsy ho feno fa tsy mitsaha-tsy feno adijady.
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11 |
|