|
|
|
|

Teny iditra tsy mivilivily
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, mivilivily
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manitsy
Ohatra " Ary raha mbola manatona ihany ny mpandatsaka aina, dia hivadi-dela sady somary loky, toy ny haneso anao fa fantany tsara izay kasaina hatao aminy, na hanondro amin' ny namany ny filefany tsy mivilivily: [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11