|
|
|
|

Teny iditra tsy refesi-mandidy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, refesina, mandidy
 Enti-milaza ny mpitondra manao jadona
Mitovy hevitra: mandidy tokana ~ mpanao teniko fe lehibe ~ mpanao teny jadona ~ mpanao teny tsy valiana ~ tsy zehena [1.1]
Ohatra Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19