| Teny iditra | tsy zehena | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, zehena | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: tsyrefesimandidy | |
| Ohatra | hazo fotsy navadiky ny rano aho ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena tsy kizahina fa izay tiako no alehako na hiorika na hivalana [2.131] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
|