|
|
|
|

Teny iditra tsy tia
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, tia
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fahavalo
Ohatra 
1na tsy tia ahy aza
hahoako?
[2.131]
2aleo lavitra tia fa tsy tiana, toy izay tiana fa tsy tia. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25