|
|
|
|

Teny iditra tsy tra-drano
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, tratra, rano
 Ilazana olona maty tampoka sy vetivety noho ny voina nahazo azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14