| Teny iditra | vahana (vaha) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Borahina:
Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany Alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina Esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly Tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika [1.1] | |||||||||
| Qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention)
[1.3] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | vahana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo [1.1] | |||||||||
| Les dimensions du corps, des troncs d'arbre [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |
|