| Teny iditra | vainga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1] | ||
| Solide, masse [1.13] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | vaingana ~ vaingavainga | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/07/30 |
|